plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/16.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 16 Nanamboatre sabatre raike ijay nisy lela roe ho an'ajy i Ehoda, raike hakiho ny halavany; nofatorany tao ambanin'ny ankanjony teo amin'ny feny ankavanagna ijany. \v 17 Nomeny an'i Eglona mpanjakan'i Moaba ilay fagnomejana.(Ary Eglona die lelahy matavy be.) \v 18 Tafaran'ny nanoloran'i Ehoda ilay fandoavan-ketra, die lasa niarake tamin-dreo ijay nitondra an'ijany ijy.