plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/07.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 7 Nagnano ijay ratsy teo imason' i Yaveh ny vahôkan'i Israely ary nagnadigno an'i Yaveh Andriamanitran-dreo.Nanompo ireo Bala sy ireo Aseraha areo. \v 8 Noho ijany, die nirehitre tamin'Israely ny havigniran'i Yaveh, ary namidiny teo am-pelatagnan'i Kozana-risataima mpanjakan'i Arama Naharaima areo. Nanompo an'iKozana-risataima nandritre ny valo taogna ireo vahôkan Israely.