plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/01.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 1 Ary Yaveh namela firenena ireo mba hitsapa an'i Israely ijay tsy nanagna traikefa tamin'ny ady die niady tagny Kanana. \v 2 (Nagnano ijany ijy mba hampianarana ady an'ireo taranak'Israelita vaovao ijay mbola tsy nahalala an'ijany teo aloha). \v 3 Ireto firenena :ireo mpanjaka dimy avy amin'ireo Filistina, ary ireo Hivita ijay nonigna tagny amin'ireo Tetin'i Libanona, lahatamin'ny tetin'iBala-hermona ka lahatagny Lalagna Hamata.