plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/34.txt

1 line
452 B
Plaintext

Noteren'iAmorita agny amin'ny tany ambo ny fokon'i Dana, ary tsy navelany nijotso tagny amin'ny lemake areo. Ka die nonigna tao an-tetin'i Heresa, tagny Aijalona,ary tagny Salbima ireo Amorita, nefa ny miaramila maherin'ny ankohonan'i Josefa nandrese an-dreo, ary die noteren-dreo hanompo an'ajy amin'ny asa mafy areo. Nihitatre avy tagny amin'ny tany ambonin'i Akrabima agny Sela niakatre lahatagny amin'ny tany ambo ny sisin-tanin ireo Amorita.