plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/16.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 16 Ny taranaky ny rafojan-dahin'i Mosesy ilay Kenita die niakatre avy tagny amin'ny Tanànan-drofia niarake tamin'ny vahôkan'i Joda marivon'Arda. \v 17 Ny lelahin'i Joda nandeha niarake tamin'ireo lelahin'i Simeona rahalahin-dreo ary nanafike ireo Kananita ijay nonigna tagny Zefata areo ary noravan-dreo tanterake ijany. Ny agnaran-ilay tanàna die nangehana hoe Horma.