plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/14.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 14 Tsy ela die tonga tagny amin'i Otniela i Aksa, ary nandrisike an'ajy hangatake amin'ny abany mba hagnome harenagna raike ho an'ajy ijy. Laha niala tamin'ny ampondrany ijy die nagnontany an'ajy i Kaleba hoe: Ino no ajoko atao anao?'' \v 15 Ary hoy ijy tamin'ajy: ''omeo tso-drano iaho. Satria efa nomenao an'ahy ny tany Negeva, die omeo loharano mandy koa iaho. '' Ka die nomen'i Kaleba an'ajy ny loharano ambony sy ny loharano ambany.