plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/11.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 11 Avy tegne no nandroso nanohitre ireo mponign'ny Debira ireo lelahin'i Joda(ny agnaran'i Debira teo aloha die i Kiriaty Sefera). \v 12 Hoy i Kaleba: ''N'ija n'ija manafike an'i Kiriaty Sefera ary mangala an'ijany die homeko an'ajy i Aska, janako vavy mba ho vadiny. '' \v 13 Otniela janake lahin'i Kenaza(zandry lahin'i Kaleba) nanambotre an'i Debira, ka die nomen'i Kaleba an'ajy i Aksa, janagny vavy, mba ho vadiny.