1 line
397 B
Plaintext
1 line
397 B
Plaintext
\v 8 ie nivavake tamin'i Yaveh i Manoa ka nagnano hoe:'' Tompo o, mba avelao ilay lelahin'Andriamanitra nirahinao hipody aminay indraike mba hampianarany anay ijay tokony hataonay amin'ny jaja ijay hafaitre tsy ho ela. \v 9 ''Namaly ny vavak'i Manoa i Yaveh, ka tonga tamin-draviavy indraike ny anjelin'Andriamanitra laha nidoboke tagny an-karegnana ijy. Nefa tsy niarake tamin'ajy i Manoa vadiny. |