plt-x-tanala_jdg_text_reg/21/16.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 16 Die hoy ireo mpitarike ny fiangonana hoe:'Hataontsena akory ny hagnomejana vady ho an'ireo Benjamita ijay sisa tabela, satria efa novonoina ireo viavin'ny Benjamina?''\v 17 Hoy areo hoe: ''Tsy mentsy misy lova ho an'ireo sisa velogn'i Benjamina, mba tsy hisy foko vôringagna amin'ny Israely.