1 line
405 B
Plaintext
1 line
405 B
Plaintext
\v 13 Nandefa hafatre tamin'ireo vahôkan'i Benjamina ijay tagny amin'ny harambaton'i Rimona ny fiangonana manontolo fa nanolotre fihavanana ho an-dreo areo. \v 14 Nipody tamin'ijany andro ijany ireo Benjamita ary nomena an-dreo ny viavin'i Jabesy Gileada, nefa tsy ampy ho an-dreo ny viavy. \v 15 Nanegnina tamin'ijay nitranga tamin'i Benjamina ny vahôke, satria nojarajarain'i Yaveh ireo fokon'Israely. |