1 line
468 B
Plaintext
1 line
468 B
Plaintext
\v 3 Laha hitako fa tsy namonjy an'ahy anao, die napetrako tamin'ny tanjako manontolo ny fiaignako ary namakivaky ny vahôkan'i Amona iaho; ka nomen'i Yaveh an'ahy ny fandresena. Nagnino anao no tonga hiady amin'ahy ankehitriny? \v 4 Nampivorin'i Jefta niarake ny lelahy abiaby tao Gileada ka niady tamin'i Efraima ijy.Nanafike an'ireo lelahin'i Efraima ireo lehilahin'i Gileada satria hoy areo hoe: ''Anareo Gileadita die mpilefa an'i Efraima- ao Efraima sy Manase.'' |