plt-x-tanala_jdg_text_reg/11/34.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 34 nga tao an-dragnony tagny Mizpa i Jefta, ary nivôke avy tao ny janagny vavy mba hitsena an'ajy amin'ny apongatapake sy dihy. Ijy rerike no hany janagne, ary ankôtran'ajy die tsy nanagna janake lahy na vavy ijy. \v 35 Vantany vao hitany ijy, die norovitiny ny sikignany ary hoy ijy hoe: ''Indrisy! Ry janako vavy! notorotoroninao tamin'alahelo aho! satria nanao fanta tamin'i Yaveh iaho, die tsy afake mipody amin'ny fampagnantenako.''