1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
\v 32 \v 33 Ary die nandalo teo amin'ny vahôkan'i Amona i Jefta mba hiady hanohitre an-dreo, ary nomen'i Yaveh an'ajy ny fandresena. Nanafike an-dreo ijy ary nahatonga famonoana lehibe tao Aerora ka lahatagny Minita- Tanàna rôpolo- ka lahatagny Abela-Keramina. Ka die tao ambany fifehejan'Israely ny vahôkan'Israely ny vahôkan'i Amona. |