plt-x-tanala_jdg_text_reg/11/26.txt

1 line
587 B
Plaintext

\v 26 Laha nidoboke nandritre ny telonjato taogna tagny Hesbona sy ireo jana-bohiny i Israely, ary tagny Aroera sy ireo jana-bohiny, sy tany amin'ireo tanàna abiaby ijay egne amorogn'i Arnona-koa nagnino anareo no tsy nitondra an-dreo nipody tamin'ijany fotôgna ijany? \v 27 Tsy nagnano ratsy anareo iaho fa anareo koja magnano ratsy an'ahy amin'ny fanafihana an'ahy. Yaveh, ilay mpitsara, no hanapa-kevitre niany ny amin'ny vahôkan'i Israely sy ny vahôkan' Amona.'' \v 28 Nefa tsy niraharaha ny fampitandremana ijay nalefan'i Jefta tagny amin'ajy ny mpanjakan'ny vahôkan'i Amona.