plt-x-tanala_jdg_text_reg/11/23.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 23 Ary tafaran'ijay Yaveh; ilay Andriamanitrtr'Israely, die nandrôke ireo Amorita teo ankatrehan'i Israely vahôkany, ka tokony ho hangala ho fanagnany ny tanin-dreo ve anao ankehitriny?\v 24 Moa tsy hangala ny tany ajay nomen'i Kemosy, andriamanitrao ho anao ve anao?Noho ijany n'ino n'ino tany omen'i Yaveh andriamanintsena antsena, die ho alaintsena. \v 25 Koa tsara noho i Balaka janaka lahin'i Zipora, mpanjakan'i Moaba ve anao ? Sahy niady hevitre tamin'i Israely ve ijy? Sahy nanangagn'ady tamin-dreo ve ijy?