plt-x-tanala_jdg_text_reg/10/13.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 13 Die mbola nandao an'Ahy indraike anareo ary nanompo ireo andriamani-kafa. Noho ijany, tsy hagnampy ny fotôgna hagnafahako anareo \v 14 Iaho.Mandehana ary angeho mahare ireo andriamanitra ijay notompoinareo.Avelao ijy ireo hagnavotre anareo laha misy olagna anareo.