plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/52.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 52 Nenga agny amin'ny tilikambo i Abimeleka ka niady tamin'ijany, ary niakatre nagnakeky ny varavaragn'ny tilikambo ijy mba hagnoro an'ajy. \v 53 Kanefa nisy viavy nandatsake vato fikosoham-bary teo amin'ny lohan'i Abimeleka ka nahavaky ny karan-dohany.\v 54 Avy eo die nangaike malaky an'ilay jalahy ijay mpitondra ny fiadiany ijy ka nijaka tamin'ajy hoe: ''Avoahy malaky ny sabatrao die vonoy aho, mba tsy hisy hijake ny amin'ahy hoe: 'Viavy no namono an'ajy, ary maty.