plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/44.txt

1 line
414 B
Plaintext

Nanafike ary nanampigna ny fidirana teo amin'ny vavahadin'ny tanàna i Abimeleka sy ireo antoko niarake tamin'ajy. Ireo antoko roe hafa die nanafike an'ireo abiaby tagny an-karenagna ary namono an-dreo. Niady hanohitre ny tanàna abiaby tamin'ijany tontolo andro ijany i Abimeleka. Nambabo ny tanàna ijy, ary nahafaty an'ireo vahôke ijay tao amin'ijany. Narodagny ny mandan'ny tanàny ka nandrarahany sira ijany.