plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/38.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 38 Die hoy i Zebola tamin'ajy: ''Aja ary ireo jaka mieboebonao ankehitriny, anao ilay nijake hoe: 'Ija moa i Abimeleka ho tompointsena?' Moa ve tsy magnamavo ireo lelahy ireo anao? Mivoaha ijao ka miadia amin-dreo.''\v 39 Nivôke i Gala ary nitarike ireo lelahin'i Sekema, ary niady tamin'i Abimeleka areo. \v 40 Nagnanjake an'ajy i Abimeleka, ary nilefa teo alohany i Gala. Rahabe no lavon'ny ratre mahafaty teo alohan'ny fidirana teo am-bavahadin'ny tanàna.