plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/25.txt

1 line
236 B
Plaintext

\v 25 Koa die nametrake olo hiambigna teo an-tampon'ny tety ireo mpitarike mba hahafahan-dreo mamely tampoke ary norobain-dreo aby koa ireo ijay nandalo teo amin-dreo teo amin'ijany lalagna ijany. Vôtatitre tagny amin'i Abimeleka ijany