plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/22.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 22 Nanapake teo amin'i Israely nandritra ny telo taogna i Abimeleka. \v 23 Die nandefa fagnahy ratsy teo amin'i Abimeleka sy ireo mpitarik'i Sekema Andriamanitra. Namadike ny toky ijay nanagnan-dreo tamin'i Abimeleka ireo mpitarik'i Sekema Nagnano ireo mpitarik'i Sekema. \v 24 Nagnano ijany Andriamanitra mba ho vôvaly faty ny herisetra natao tamin'ireo janak'i Jerobala fitopolo lahy, ary ho vôtajogna ho tompon'antoka ireo olon'i Sekema satria magnampy an'ajy namono an'ireo rahalahiny areo.