1 line
347 B
Plaintext
1 line
347 B
Plaintext
\v 11 Niakatre ilay lalagn'ny mpidoboke an-day i Gedeona, nandalo tao Noha sy Jogbeha. Nandresy ireo tafike fahavlo ij, satria tsy nagnampo ny fanafihana areo.\v 12 Nilefa i Zebaha sy Zalmona, ary laha nagnajake an-dreo i Gideona, die voaasambony ireo mpanjaka roan'i Midiana- i Zebaha sy Zalmona- ary nampihorohorany ny tafikan-dreo manontolo. |