plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/13.txt

2 lines
546 B
Plaintext

\v 13 Lefa tonga tao i Gideona, die nisy lelahy raike nitantara nofy tamin'ny akamany. Die hoy ralelahy, hoe: '' Io! nagnonofy iaho, ary nahita mofo hordea boribory nikodiadia tao an-tobin'i
Midiana. Die tonga tao an-day ijany, sady nandogna an'ajy mafy die mafy ary lavo ka nitsambikina ambony ambany, ka die fisake. '' \v \v 14 Die hoy ilay lelahy raike hoe : ''Tsinontsino ijany mihôtra ny sabatr'i Gideona( janake lahin'i Joasy), ilay Israelita. Efa nagnome an'ajy fandresena teo amin'ireo Midiana, sy ny miaramilany abiaby Andriamanitra.''