plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/12.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 12 Ny Midianita, ny Amalekita, sy ny olo abiaby avy agny antsignana die niara-nitoetre tao an-dohasaha, rahabe die rahabe hôtran'ny andiam-balala. Tsy tambo isaina ny ramevan-dreo; rahabe nohon'ny fasike egne amoron-dranomasina areo.