plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/07.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 7 Die hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe: " Amin'ny alalagn'ireo telonjato lahy ijay nilelake ny rano, no hagnavotako anareo, sy hgnomejako anareo ny fandresena eo amin'ny Midianita. Ôke ny lelahy hafa abiaby hipody agny an-tanàny avy." \v 8 Ka die nangala ireo vatsiny sy ireo trompetrany ireo ijay vôfidy. Nampodian'i Gideona ny lelahin'i Israely abiaby, ny lelahy abiaby mba samy ho an-dainy, nefa notajoniny ireo telonjato lahy. Ary ny tobin'i Midiana die tao ambany tao an-dohasaha.