plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/01.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 1 Die nifoha maraigna koa i Jerobala ( Gideona ijany), sy ny vahôke abiaby ijay niarake tamin'ajy, ary ny toby teo agnilan'ny loharanon'i Haroda areo. Ny tobin'ny Midiana die tao avaratran-dreo tao an-dohasaha nagnakeky ny vohitr'i More.