plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/39.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 39 Ary hoy Gideona tamin'Andriamanitra hoe: "Aja vignitre amin'ahy, fa mbola hijaka indraike mandeha iaho, Avelao re iaho mba hagnandragna hampiasa indraike mandeha ny volon'ondry amin'io fotôgna io, ary ôke ho feno ando ny tany magnodidigna n'azy." \v 40 Nagnano ijay nangatahiny Andriamanitra tamin'ijany aligna ijany. Ny volon'ondry dia maigna ary feno ando teo amin'ny tany abiaby magnodidigna an'ijany.