plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/36.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 36 Hoy Gideona tamin'Andriamanitra: ''Laha nihevitre ny hampiasa an'ahy hamonjy ny Israely anao, arak'ijay nojakainao_\v 37 Io, iaho mametrake ny volon'ondry amin'ny famiham-bary. Laha misy ando eo amin'ny volon'ondry, ka maigna eo amin'ny tany abiaby, die ho fantatro fa hampiasa an'ahy mba hamonjy an'Israely Anao, Arake ijay nojakainao."