plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/21.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 21 Ary ny anjelin'i Yaveh nagninjitre ny tendron'ny tehigna tamin'ny tagnany. Tamin'ijany no nikasihany ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira; nisy afo niakatre avy tao amin'ny vatolampy ka nandevogna ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira. Avy eo die lasa ny anjelin'i Yaveh ka tsy nahita an'ajy koa i Gideona.