plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/11.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 11 y tonga ny anjelin'i Yaveh ka nidoboke teo ambanin'ny hajo terebinta tao Ofra, ijay an'i Joasy (ilay Abiezrita), laha nagnasarake ny vary tamin'ny fikapohana an'ijany tamin'ny tany, teo amin'ny famiajana divay i Gideona, janak'i Joasy_ mba hagnavoniana an'ijany amin'ireo Midianita. \v 12 Nibôke tamin'ajy ilay anjelin'i Yaveh ka nijaka tamin'ajy hoe: "Momba anao i Yaveh, ry mpiady mahery!"'