plt-x-tanala_jdg_text_reg/04/17.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 17 Nefa Sisera nilefa an-kongotre tany agny amin'ny lain'i Jaela, vadin'i Hebera Kenita, satria nihavagna i Jabina mpanjakan'i Hazora, sy ny ankohonan'i Hebera Kenita. \v 18 Nivôke hihaogna amin'i Sisera i Jaela ary nagnano tamin'ajy hoe: "Mivilia, ry tompoko, mivilia atoy amin'ahy ary aja matahotre."Die nivily tagny ijy ka niditre tao amin'ny lainy, ary norakofany tamin'ny bodofotsy ijy.