1 line
390 B
Plaintext
1 line
390 B
Plaintext
\v 26 \v 27 Die tonga niarake tamin'ireo havany i Gala janak'i Ebeda ary nenga agny Sekema. Nanagna fitokisana tamin'ajy ny mpitarik'i Sekema. Nivôke tagny an-karegna areo ary nagnangogna vôloboke avy tao amin'ny tanimbôloboke, ary die nohitsakitsahiny iajny. Nagnano firavoravoana tao an-dragnon'ny andriamaniny areo, ijay nihinanan-dreo sy ninomany, ary nagnojonan-dreo an'i Abimeleka |