1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 25 \v 26 Die nabôkany an-dreo ny lalagna menga ao amin'ny tanàna, ka die nanafike ny tanàna tamin'ny lelan-tsabatre areo, nefa navelan-dreo nenga ilay lelahy sy ny fianakaviany. Avy eo die nenga agny amin'ny tanin'ireo Hetita ilay lelahy ka nanorigna tanàna ary nangehany hoe Lojy ijany, ijay agnarany |