plt-x-tanala_jdg_text_reg/04/23.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 23 tamin'ijany andro ijany no nandresen'A andriamanitra an'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, teo alohan'ny vahôkan'i Israely. \v 24 Ny herin'ny vahôkan' Israely die nihanatanjaka fehijay eo alohan'ny mpanjakan'i Kanana, mandra-pandringanan-dreô an'ajy.