plt-x-tanala_jdg_text_reg/04/19.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 19 y ijy tamin'ajy: "Mba omeo rano kely hinomina re iaho, fa maka." Nanokatre kitapon-dronono hoditre ijy ary nagnome an'ajy hinomina, avy eo die norakofany indraike ijy. \v 20 Hoy ijy tamin'ajy; "mitsangana eo am-baravaran'ny lay. Laha misy olo tonga ary magnontany anao hoe:'Misy olo ve ato? , die jakay hoe: Tsiare."