plt-x-tanala_jdg_text_reg/04/06.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 6 Nagnirake an'i Baraka janaka lahin'i Abinoama avy agny Kadesy ao Naftaly ijy. Hoy ijy tamin'ajy: "Yaveh, ny Andriamanitr'Israely, mandidy anao hoe: 'Mandehana agny an-tetin'i Tabara, ary mitondra lelahy iray aligna avy ao Naftaly sy Zebolona. \v 7 Hagnatsôke an'i Sisera, mpitari-tafik'i Jabila Iaho, mba hihaogna eo amin'ny ranoben'i Kisona, miarake amin'ireo kalesiny sy ireo tafikany, ary hagnome anao fandresena an-dreo Iaho."