plt-x-tanala_jdg_text_reg/04/04.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 4 ry Debora, mpaminany vavy (vadin'i Lapidota). no nitarike ny fitsarana tao Israely tamin'ijany fotôgna ijany. \v 5 Zatre nidoboke teo ambany rofian'i Debora agnelagnelan'i Rama sy betela tao amin'ny tany ambon'i Efraima ijy, ary ny vahôkan'i Israely nenga agny amin'ajy mba hametrake ireo fifandiran-dreo tamin'ajy.