plt-x-tanala_jdg_text_reg/21/18.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 18 Tsy afake magnome vady avy amin'ireo janakay vavy ho an-dreo ahay, satria nagnano fampagnantenana ireo vahôkan'Israely hoe: 'Vôojogna ijay magnome vady an'i Benjamina. \v 19 ''' Die hoy areo hoe: ''Fantatrareo fa isan-taogna die misy andro firavoravoana ho an'i Yaveh agny Silo ( avaratr'i Betela, atsignanan'ny lalagna miakatre avy agny Betela menga agny Sekema, ary atsimon'i Lebona).''