plt-x-tanala_jdg_text_reg/21/06.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 6 Nanagna fangoraham-po tamin'i Benjamita rahalahin-dreo ny vahôkan'Israely. Hoy areo hoe: ''Vôfongotre tsy ho eo amin'ny Israely ny foko raike ankehitriny. \v 7 Ija no hagnome vady ireo sisa tabela, satria efa nagnano fampanantenana tamin'i Yaveh antsena fa tsy hamela an-dreo hanambady ireo janantsena vavy?''