plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/09.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 9 Nefa hoy ny hajon'oliva tamin-dreo: '' Tokony hafoiko ve ny diloiloko, ijay ampiasaina hagnomejam-boninahitre ireo andriamanitra sy ny olombelogna, mba hahafahako mandeha mipody, ka hitsingevaheva amin'ny hajo hafa fotsiny mandy?' \v 10 Hoy ireo hajo tamin'ilay aviavy:' Avia ka manjaka aminay.' Fa hoy koja ilay aviavy tamin'ireo; ' \v 11 Tokony hafoiko ve ny hamamiko sy ny voa tsarako, mba hahafahako mipody ka hitsingevaheva eo amin'ireo hajo hafa fotsiny mandy?'