plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/18.txt

1 line
288 B
Plaintext

Nosamborin'ny vahôkan'i Joda mandy koa i Gaza sy ireo tany magnodidigna an'azy, Askelona sy ny tany magnodidigna an'ajy, ary Ekrona Niarake tamin'ireo vahôkan'i Joda i Yaveh ary nangala ny tany ambon-dreo nefa tsy nandrôke ireo mponign'ny tany lemake nohon'ny fanagnan'dreo Kalesy vy.