|
\v 23 tamin'ijany andro ijany no nandresen'A andriamanitra an'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, teo alohan'ny vahôkan'i Israely. \v 24 Ny herin'ny vahôkan' Israely die nihanatanjaka fehijay eo alohan'ny mpanjakan'i Kanana, mandra-pandringanan-dreô an'ajy. |