1 line
397 B
Plaintext
1 line
397 B
Plaintext
\v 15 mpifanjevoan'i Yaveh ireo tafik'i Sisera, ireo kalesy abiaby, ary ireo tafiny abiaby. Nanafike an-dreo ny lelahin'i Baraka ka nijotso tamin'ny kalesiny i Sisera ary nitsôke an-kongotre. \v 16 Fa nanjahin'i Baraka lahatagny Harosetan'ny Jentilisa ireo kalesy sy ny tafika, ary ny tafik'i Sisera manontolo die novonoina tamin'ny lelan-tsabatre, ary tsy nisy niangagna na die lelahy raike aja. |