1 line
499 B
Plaintext
1 line
499 B
Plaintext
\v 19 Laha nagnano ny marina sy mahitsy tamin'i Jerobala sy ny ankohonany anareo die tokony hiravoravo amin'i abimeleka, ary hamela an'ajy hiravoravo aminareo. \v 20 Fa laha tsy ijany, die ôke hisy afo hivôke avy ao amin'i Abimeleka ka hagnoro ny olon'i Sekema sy Beta-milo. ôke hisy afo hivôke avy eo amin'ireo olon'i Sekema sy Beta-milo, mba hagnoro an'i Abimeleka. '' \v 21 Nilefa ka nitsôke i Jotama, ary nandeha tagny Bera ijy. Nonigna tagny ijy lavitre an'i Abimeleka rahalahiny ijany. |