1 line
401 B
Plaintext
1 line
401 B
Plaintext
\v 5 Nenga agny an-dragno'ny abany tagny Ofra i Abimeleka, ary novonoiny teo ambonin'ny vato raike ireo rahalahiny fitopolo, die ireo janak'i Jerobala. Jotama no sisa tavela, die ilay janak'i Jerobala faralah, satria nivony ijy. \v 6 Niara-tonga ny mpitarik'i Sekema sy Beta-milo abiaby ka nandeha ary nagnano an'i Abimeleka ho mpanjaka, teo agnilan'ny hajo terebinta akekin'ny andry ijay agny Sekema. |