1 line
342 B
Plaintext
1 line
342 B
Plaintext
\v 4 Die hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe:"Mbola rahabe lôtre mandy ny olo indôsy mijotso egne amin'ny rano areo, ary hahegnako ho anao egne ny isan-dreo. Laha hoy Iaho aminao hoe: ' Itoy raike itoy no hiarake aminao, ' die hiarake aminao ijy,' die hiarake aminao ijy; fa laha hoy Iaho hoe:n 'Itoy raike aminao,' die tsy hiarake aminao ijy.'' |