1 line
371 B
Plaintext
1 line
371 B
Plaintext
Laha ny amin'i Ehoda koja, laha tonga teo amin'ilay toerana ijay nisy ireo sarin-draha vôsokitra natao teo akekin'i Gilgala ijy, die nitodika sady nipody ijy, ary nijaka hoe: "Managna tsiambaratelo ho anao aho, ry mpanjakako." Ary Eglona nijaka hoe:"Mangina!" Ka nivôke ny efitre areo abiaby ijay nanompo an'ajy. Tonga teo amin'ajy i Ehoda. Nidoboka rerike ny mpanjaka |