1 line
395 B
Plaintext
1 line
395 B
Plaintext
\v 19 Ary tonga tampoke tamin-kery tao amin'i Samsona ny Fanahin'i Yaveh. Nijotso tao Askelona i Samsona ary namono telopolo tamin'ny lelahin-dreo. Nalainy ny raha nobaboin-dreo, ary nomene an'ireo ijay nagnajava ilay fanognotognona ny sikignan-dreo. Tamim-pahavignirana mafy, die niakatre tagny amin'ny tragnon'ny abany ijy.\v 20 Natolotre ny akamany akeky an'ajy indrindra ny vadin'i Samsona. |