plt-x-tanala_jdg_text_reg/14/05.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 5 ry nijotso tagny Timna niarake tamin'ny abany sy endriny i Samsona, ary nenga agny amin'ny tanim-bôlobok'i Timna areo. Ary, indro, nisy liogna tanora raike nagnatogna ary nierogna tamin'ajy.\v 6 Tonga tampoke tamin'ajy ny Fanahin'i Yaveh, ary die nosamahiny mora hôtrany magnasamake janak'osy ilay liogna, ary tsy nisy n'ino n'ino tegne an-tagnany. Nefa tsy nijakainy tamin'ny abany na ny endrine ijay nataony.