plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/09.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 9 Namonjy anareo teo amin'ny tagnan'ny Egyptiana, sy teo amin'ny tagnan'ireo abiaby ijay nampahory anareo Iaho. Nandrôke an'ajy regne teo alohanareo, sy nagnome ny taniny ho anareo Iaho. \v 10 Hoy Iaho taminareo hoe: " Iaho no Yaveh Andriamanitrareo; mandidy anareo tsy hanompo ny Andriamanitry ny Amorita, agny amin'ny tany honegnanareo Iaho. " Nefa tsy nankato ny feoko anareo."'